- Alatsinainy 09 Septambra 2019
Finoana.Kojakoja misy ny sarin’i Papa Fransoa Nisy ireo nandany ana hetsiny nividianana azy
Nifandrombahan’ny mpino ireo karazana kojakoja misy ny sarin’i Papa Fransoa namidy teny Antanimena ny sabotsy teo. Raha ny resaka nifanaovana tamina mpivarotra iray dia ny elo no tena be mpividy indrindra izay miloko fotsy sy mavo noho ny vidiny mirary.
Hamaky ny tohiny
