- Zoma 20 Septambra 2019
Finoana.FJKM Antanety Fitahiana Notokanana ny Akany Fitahiana, tsangambaton’ny faha-150 taona
Nankalaza ny faha-150 taona niorenany ny fiangonana FJKM Antantety Fitahiana Ambohimanarina.
Hamaky ny tohinyNankalaza ny faha-150 taona niorenany ny fiangonana FJKM Antantety Fitahiana Ambohimanarina.
Hamaky ny tohinyTokony hisy akony eo anivon’ny fitondram-panjakana, hoy ny avy eo anivon’ny WWF Madagascar,
Hamaky ny tohinyNahatratra 1.653 ireo olona narary teny Soamandrakizay vokatry ny vovoka sy ny hatsiaka raha araka ny tatitra ofisialy nataon’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka omaly.
Hamaky ny tohiny“Namafy fiadanana sy fanantenana teto amintsika ny Papa Ray Masina tamin'ny alalan'ny famangiany, ny hafatra nomeny, tamin'ny Eokaristia notarihiny teo anatrehan'ny vahoaka iray tapitrisa avy amin'ny Diosezy 22 sy avy amin'ny lafivalon'ny Nosy,
Hamaky ny tohinyNandao tanteraka an’i Madagasikara omaly talata 10 septambra ny Ray masina Fransoa, hitodi-doha ho any Vatikana any Rôma.
Hamaky ny tohinyNampiray ny fikambanana maro samy hafa, ny antoko politika samy hafa firehana ny fahatongavan’ny Papa Fransoa, nandritra ny fivahinianany apostolika nataony teto amintsika.
Hamaky ny tohiny