- Alatsinainy 09 Septambra 2019
Finoana.Mafonja ny hafatry ny Papa Fransoa Mihavàna, reseo ny kolikoly !
Ny sabotsy maraina teo no nihaona tamin'ireo manampahefana isan-tsokajiny, teny amin'ny lapan'Iavoloha ny Papa Fransoa. Tamin’izany no nisy lahateny ofisialy voalohany, hatramin'ny nigadonany omaly teny Ivato.
Hamaky ny tohiny