• Alakamisy 05 Septambra 2019
Finoana.Faha-90 taona nandresena ny sampy Homarihina eny Ambohimanarina ny 7-8-9 septambra

Feno 90 taona ny fandresena ny sampy teny Ambohimanarina tany amin’ny taona 1929, izay nisiana fahagagana lehibe samihafa, ka hisy ny fankalazana hotarihin’ny eo anivon’ny fiangonana FJKM Anosivavaka, Betafo Fanavaozana Ambohimanarina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Finoana.Apostoly Tsaratsara Tsy misy ifandraisany mihitsy amin’i Marc Tatandraza

Nitondra fanamarihana ny Apostoly Tsaratsara sy mpiara-miasa aminy fa tsy misy ifandraisany na akaiky na lavitra amin’i Marc Tatandraza mihitsy izy ireo ka ahitsy ny vaovao nivoaka an-gazety naha voatonontonona ny anaran’ny Apostoly Tsaratsara ao anatin’ny vaovao mikasika an’i Marc Tatandraza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Finoana.Fahatongavan’i Papa Fransoa EPP 12 no handraisana ireo mpizaika

Rempotra tanteraka ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny eo anivon’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2019
Finoana.Lamesa lehibe eny Soamandrakizay Raisina eny amin’ny diosezy ny tapakila fidirana

Efa azo raisina eny anivon’ny Diosezy tsirairay avy any amin’ny faritra ny tapakila fidirana eny Soamandrakizay, izay hanatrika ny ekariostia masina hotanterahin’i Papa François, ny alahady ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2019
Finoana.Terak’i Moriandro eny Ankazo Mahitsy Nahavory lanona vahoaka ny fanatanterahana fomban-drazana

Tena mbola anisan’ireo mponina mitana sy mankato fomban-drazana tokoa iny faritra Moriandro manontolo iny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2019
Finoana.Taom-baovao iraisan’ny Malagasy Tena mila firaisankinan’ny rehetra, hoy ny tangalamena Zakariasy

Tena vanim-potoana ilàna ny firaisankinan’ny samy Malagasy izao hanandratana avo ny firaisankinam-pirenena hoy ny tangalamena Zakariasy Patrick omaly nandritra ny tafa nataony ho an’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT