Finoana

Fivondronan’ny mpino Silamo Miandrandra firaisankina sy fampihavanana amin’ny Kristianina


  • Talata 10 Septambra 2019

Nampiray ny fikambanana maro samy hafa, ny antoko politika samy hafa firehana ny fahatongavan’ny Papa Fransoa, nandritra ny fivahinianany apostolika nataony teto amintsika.

 

 

 

 

Nambaran’ny fivondronan’ny mpino silamo fa miandrandra firaisankina sy fampihavanana avy amin’ny kristianina maro tsy ankanavaka ny mpino silamo, tamin’izao fandalovan’ny Papa izao. Tokony haneho izay fihavanana sy firaisankina izay isika Malagasy rehetra, na dia tsy mitovy finoana sy fomba fijery aza ary tokony hapetraka ny fihavanana tena izy, hoy ireo mpino silamo tonga nanatrika ny ekariostia masina notanterahin’ny Papa Fransoa, teny  Soamandrakizay ny alahady lasa teo. Marihana fa filohana antoko politika samy hafa toy ny Gffm,  fikambanana samy hafa na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana toy ny Cfm, ny Gem no tonga nanatrika io lamesa masina notanterahin’ny Papa Fransoa, ny alahady teo io.

Sitraka r.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT