• Alatsinainy 18 Novambra 2019
Finoana.150 taona FJKM Imerinkasinina Notokanana omaly ny valintafo sy « orgue » ho tsangambato

Tontosa omaly ny famaranana ny jobily faha-150 taonan’ny FJKM Imerinkasinina. Nanamarika ity fanompoam-pivavahana ity ny fitokanana ny valintafo sy ny « orgue », izay tsangambaton’ny faha-150 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Finoana.Raharaha Fiangonana METM Hiakatra fampanoavana anio

Miakatra fampanoavana anio etsy amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy ny Pasitera ao amin’ny fiangonana FMKA Antohomadinika na Fiangonana mahaleotena karmela Ankorondrano, sampana Antohomadinika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Finoana.Hetsika ara-panatanjahantena AFIFAB Raikitra ny fiadiana ny “Amboaran’ny filohan’ny FJKM”

Eny amin’ny kianjan’ny sekoly Paul Minault Androhibe, nanomboka tamin’ny sabotsy 02 novambra 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny faha-20 novambra ho avy izao, no hanatontosana ny hetsika ara-panatanjahantena

Finoana.COHEN BERA Nindaosin’ny fahafatesana ny vady andefimandriny

Nindaosin’ny fahafatesana ny Alakamisy lasa teo Rtoa Volahanta Cohen, vady andefimandrin’i Cohen Bera, filoha mpanorina ny finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Finoana.Fiangonana Anglikanina Ambanidia Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao

Toy ny fanaony isan-taona dia hanamarika ny fetin’ny taranaka indray ny fiangonana anglikanina (EEM) Ambanidia ny alahady 03 novambra 2019 izao.

Hamaky ny tohiny
FTT