• Zoma 20 Martsa 2020
Finoana.Filohan’ny FJKM Miantso ny rehetra hibebaka sy hiverina amin’Andriamanitra

Mitombo hatrany ireo olona mamoy ny ainy vokatry ny areti-mandoza Coronavirus maneran-tany, antony mampikorontana izao tontolo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Finoana.Fivondronamben’ny Eveka Miantso ny rehetra ho tony sy hivavaka

Efa manodidina an’i Madagasikara ny areti-mifindra Coronavirus (Covid 19) ankehitriny, hoy ny fanambarana avy amin’ny biraon’ny fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara (FEM) omaly. Miantso antsika rehetra hiombom-bavaka amin’ny Papa François ho an’ireo firenena tratran’izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2020
Finoana.Finoana eto Madagasikara Miha mahazo vahana ny fivavahana Silamo

Araka ny resaka nifanaovan’ny Mgr Georges Varkey Puthiyakulangara, Eveka ao Port Bergé, ao avaratr’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2020
Finoana.Fiangonana FM FOI Sady manabe no miaro ny tontolo iainana

Ankoatra ny maha mpitory ny filazantsara sy maha mpivavaka ny fiangonana FM FOI tarihin’ny Apostoly Benjamina dia manolo-tanana ny fanjakana ihany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Finoana.Vohidiala Nirodana tanteraka ny fiangonana FJKM

Nirodana ny fiangonana FJKM Vohidiala Finoana, Manakambahiny Andrefana, any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Finoana.Baiboly Masina Katolika An-dalana ny fanatsarana

Tanatin’ny herinandro ary nifarana ny sabotsy teo ny famerenana ny fijerena ny dikan-tenin’ny Baiboly Katolika.

Hamaky ny tohiny
FTT