• Alarobia 15 Aprily 2020
Finoana.Mpino Silamo Mety hankalaza Ramadany anaty fihibohana

Ny 24 aprily izao no hanomboka ny volan’ny Ramadany ho an’ireo mpino Silamo. Mety hankalaza izany ao anaty fihibohana noho izany izy ireo noho ity toe-draharaha ateraky ny Coronavirus ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Finoana.FFKM Maika ny famonjena ny sosialim-bahoaka

Mampahery antsika rehetra noho ny ahafahantsika fiangonana miombona ato amin’ny FFKM miaraka mankalaza ny paska na eo aza izao toe-javatra manokana iainana izao, hoy ny FFKM,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Finoana.Kardinaly Désiré Tsarahazana Iriantsika ho mpandresy isika

Ho fankalazana anefa ny fetin’ny paska ny alahady teo dia nivantana tao amin’ny fahitalavim-panjakana (Tvm)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Finoana.Papa Fransoa Niantso fanamaivanana ny trosa

Fiainan` ny olona an-tapitrisany no niova tampoka nandritra ny herinandro maromaro noho ny valanaretina “coronavirus”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Finoana.Fiangonana sy ny Fikambanana Krisitiana Hanatanteraka ny “Voa tsara miendrika ny fibebahana”

Nampahafantarina tetsy amin’ny Sekoly ESM tetsy Ampandrana omaly ny hetsika Voa tsara miendrika fibebahana. Antso ho amin’ny fibebahana ka iarahana amin’ny Fiangonana sy ny Fikambanana Kristiana samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2020
Finoana.Fiatrehana ny Paska Hahazo fanampiana ireo sahirana eny Ambohidrapeto

Hizara fanampiana ho an’ireo olona sahirana ara-pivelomana ao aminy ny kaominina Ambohidrapeto, tarihin’ny Ben’ny tanana Mihary Andriantsilavo amin’ity herinandro ity mialohan’ny hankalazana ny fetin’ny Paska.

Hamaky ny tohiny
FTT