- Talata 07 Janoary 2020
Finoana.Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta “Aretina azo tsaboina tsara ny fiarahan’ny mitovy fananahana”
Tontosa ny alahady 5 janoary tokandro teo ny famindram-pitantanana ny FFPM teo amin’ny Dr David Rakotonirina filohan’ny FLM, ary filoha vaovao hitantana ny Fiombonan’ny Fiangonana
Hamaky ny tohiny