• Alatsinainy 06 Aprily 2020
Finoana.FFKM « Aza kivy fa tsy maintsy handresy isika”

Nandefa hafatra mafonja ho an’ny Kristiana sy ny vahoaka Malagasy ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara (FFKM) omaly nandritra ny fanompoam-pivavahana natao teny amin’ny Fjkm Katedraly Analakely

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Aprily 2020
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy Hamatsy fiarovana sy fanampin-tsakafo

Nanao fanambarana tetsy amin’ny foiben’ny sampana Loterana misahana ny fahasalamana na SALFA Andohalo omaly ny avy eo anivon’ny Fiangonana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2020
Finoana.FFKM Miantso fibebaham-pirenena

Omaly alahady 29 martsa dia nisy fanompoam-pivavahana notarihin'ny fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara na ny FFKM tao amin` ny fiangonana EEM Ambohimanoro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Martsa 2020
Finoana.Filohan’ny FJKM Miantso ny vahoaka hivavaka isan’ora

Manoloana izao areti-mandringana tafiditra eto anivon’ny tanin’ny repoblikan’i Madagasikara izao dia manao antso avo amin’ny vahoaka malagasy rehetra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2020
Finoana.Chandoutis Raoera “Mila miverina amin’Andriamanitra isika.”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena izay iombonany amin’izao tontolo izao dia namoaka fanambarana ny avy eo anivon’ny fikambanana zon’olombelona mampandroso vahoaka sy ny fikambanana zon’olombelona mijoro,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Finoana.ONG Fanahy maha olona Hikarakara fotoam-pivavahana iraisam-pinoana

Ny sabotsy 21 martsa izao dia hisy ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho karakarain’ny ONG Fanahy maha olona etsy Antsahamanitra manoloana ny fiparitahan’ny areti-mandringana Coronavirus eto ambonin’ny tany.

Hamaky ny tohiny
FTT