- Sabotsy 25 Aprily 2020
Finoana.Volana masina Ramadany Manomboka anio sabotsy
Manomboka anio sabotsy 25 aprily ny volana masina Ramadany ho an’ireo mpino Slamo maneran-tany.
Hamaky ny tohinyManomboka anio sabotsy 25 aprily ny volana masina Ramadany ho an’ireo mpino Slamo maneran-tany.
Hamaky ny tohinyRaha nilaza ny eo anivon’ny Fiangonana FJKM fa hiverina hisokatra ny fiangonana fa kosa arahina fepetra dia ny fanajana ny lamina napetraky ny fanjakana, dia mitohy kosa ny fikatonan’ny Fiangonana Katolika na ny EKAR rehetra manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tetsy amin’ny biraony etsy Ampandrana omaly ny biraon’ny mpiandraikitra foibe FJKM, tarihin’ny filohany, ny mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi,
Hamaky ny tohinyEfa nambarako fa ho mafy ny zavatra hitranga manerana izao tontolo izao, ary io tsy tonga amin’ilay hoe ny mpaminany tsy masina an-taniny.
Hamaky ny tohinySady nitondra hafatra ho an’ny kristianina tsy an-kanavaka no nanao fanamarihana manoloana ilay horonan-tsary nalefa tamin’ny TVM mahakasika
Hamaky ny tohinyNiangavy ny mpino Kristianina hitrotro amim-bavaka ny Firenena sy ny Fiangonana manoloana izao vanim-potoana sarotra lalovantsika izao omaly ny
Hamaky ny tohiny