Finoana

Kardinaly Désiré Tsarahazana Iriantsika ho mpandresy isika


  • Talata 14 Aprily 2020

Ho fankalazana anefa ny fetin’ny paska ny alahady teo dia nivantana tao amin’ny fahitalavim-panjakana (Tvm)

 

 

 

 Toamasina ny vavaka manokana sy ny hafatra nataon’ny kardinaly SE Mgr Désiré Tsarahazana. Efa nandresy ny fahafatesana ny zanak'Andriamanitra, ka irintsika fa ho mpandesy koa isika amin’izao fotoan-tsarotra iainan’ny firenena sy ny vahoaka ary izao tontolo izao ity, hoy ny hafatry ny kardinaly SE Mgr Désiré Tsarahazana.

 

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT