Finoana

Mpino Silamo Mety hankalaza Ramadany anaty fihibohana


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Ny 24 aprily izao no hanomboka ny volan’ny Ramadany ho an’ireo mpino Silamo. Mety hankalaza izany ao anaty fihibohana noho izany izy ireo noho ity toe-draharaha ateraky ny Coronavirus ity.

 

 

Manandratra vavaka hatrany moa izy ireo, raha ny nambaran’ny mpino iray, mba ho afaka mialohan’io fotoana io izao loza mihatra eto amin’ny firenena izao. Fotoana fandinihan-tena ho an’ny finoana Silamo na ny mpino Miozolimanina ny Ramadany ary fotoana fifadian-kanina ihany koa, moa no nahalalan’ny rehetra izany hatramin’izay.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT