- Alakamisy 25 Jona 2020
Finoana.Fiangonana hiverina hisokatra 170 isan-kerinandro ny fangatahana voarain’ny prefektiora
Mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana tanteraka isika eto ankehitriny. Mbola voafetra ho 50 isaky ny efitrano ihany koa ireo mpino azon’ny fiangonana raisina noho izany eny fa na dia ho an’ireo fiangonana lehibe mahazaka olona an-jatony aza.
Hamaky ny tohiny