Finoana

Fiangonana Fjkm Misoratra anarana mialoha ireo mpivavaka


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Miditra'in efatra ny fanompoam-pivavahana ho an'ny fiangonana Fjkm sasany taorian'ny fanapahan-kevitry ny foibe.

 

 

 

 

 

Amin ny 6ora sy sasany , amin ny 8ora masy sasany. Amin ny 9 ora sy sasany ary amin ny 11ora atoandro Ny tsirairay dia misoratra narana ary maka "ticket" mialoha any amin'ny biraom-piangonana na ny sekretera. Nanomboka omaly zoma sy sabotsy manomboka amin ny 8ora maraina ka hatramin ny 12 ora atoandro. Ary io no isafidianan'ny tsirairay ny ora hivavahany ; tsy maintsy hajaina ny fepetra toa ny fanaovana arotava ny fanasana tanana amin'ny gel hydroalcoolique , ny fanajana ny elanelana 1 metatra.Mbola mampahafantatra ny toromarika ihany koa ireo diakona.Ankoatr'izay maro ihany koa ny Fiangonana Fjkm no efa namerina ny fotoam-pivavahana vao maraina na ny maraim-baovao izay miditra amin'ny 6 ora.

Nangonon'i Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT