• Alakamisy 13 Janoary 2022
Finoana.SAMPATI FJKM Hanao famaritana ny soritr’asa 2022

Hiatrika komity foibe ny sampana mpanazava sy tily eo anivon’ny fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara anio sy rahampitso zoma 14 janoary,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Finoana.Séraphin Randriamanantena, mpitandrina “Ny fanabeazana no fanalahidin’ny fampandrosoana”

Misy teboka miisa 3 ny tanjona amin’ny fanabeazana skoto, hoy ny sekretera jeneralin’ny SAMPATI FJKM, Séraphin Randriamanantena, mpitandrina. Ny ho vavolombelon’I Kristy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Finoana.PASITERA MAILHOL Mbola ho mafy ho an’ny Malagasy ny 2022…

Mbola ho mafy ho an’ny Malagasy ny hiatrehana ny taona vaovao 2022 raha araka ny fanazavan’ny pasitera Mailhol, filoha mpanorina ny fiangonana Apokalipsy eto Madagasikara tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Finoana.Fitoriana ny filazantsara Nodimandry ny Pasitera Tantely Ratsimba

Nodimandry omaly hariva, tokony ho tamin’ny 8 ora ny tomponandraikitra voalohan’ny misiona “Miomana hihaona amin’Andriamanitrao”, ny mpitandrina Tantely Ratsimba, fantatry ny maro amin’ny hoe “Pasteur Tantely Ratsimba”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Finoana.Fivondronamben’ny Eveka Miantso ny mpino hiombom-bavaka anio

Nanao antso ho an'ny mpino katolika tsy ankanavaka manerana an’i Madagasikara ny Fivondronamben’ny Eveka Katolika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Finoana.Namonjy sasak’alin’ny krismasy 12 maty nilatsaham-baratra tao am-piangonana

Fiangonana iray no nilatsaham-baratra ny alin’ny sasakalin'ny Krismasy lasa teo tany amin'ny Fokontany Betsipolotra, kaominina ambanivohitra Ankerana Avaratra distrikan'i Tsiroanomandidy.

Hamaky ny tohiny
FTT