• Alakamisy 28 Oktobra 2021
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy “Manan-kasina ny aina, tsy azo ekena ny ITG”

Nanao fanambarana tetsy amin’ny foibeny etsy Isoraka omaly ny Fiangonana Loterana Malagasy fa ny FLM izay tarihin’ny filohany, ny pastora Dr Denis Rakotozafy sy ireo birao foiben’ny Fiangonana Loterana rehetra miaraka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2021
Finoana.Vinan’ny FJKM Mbola firenena Kristianina I Madagasikara amin’ny taona 2118

Vinan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ao anatin’izao synoda lehibe andiany faha 19 tanterahin’izy ireo izao ny hametraka an’I Madagasikara ho mbola firenena Kristianina amin’ny taona 2118

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Finoana.Dr Irako Andriamahazosoa Ammi « Tsy misy marimaritra iraisana amin'ny satana izany… »

Notanterahina teny amin’ny Coliseum Antsonjombe omaly alahady 17 oktobra ny fanompoam-pivavahana fanolorana sy ho fitondrana am-bavaka ireo tompon'andraikitra vaovao voafidy ho amin'ny taom-piasana 2021-2025

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Oktobra 2021
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Vahaolana maika ny fanampiana ireo tantsaha”

Tsy henoheno intsony ny resaka Covid 19 ankehitriny, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Finoana.Fiangonana vahao ny oloko Notokanana omaly ny fotoam-bavaka eny amin’ny By pass

Na dia efa herin-taona ny nisiana aza ilay toeram-pivavahana vaovao an’ny fiangonana Vahao ny oloko etsy amin’ny By pass dia omaly vao notokanana ny fotoam-bavaka hotanterahina ao amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Finoana.Marc Ravalomanana Nizara traikefa tamin’ny Tily

Manao fihaonan-dehibe any Moramanga nanomboka ny alatsinainy teo ireo rantsan’ny Skoto sy ny tily eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT