Finoana

SEZANA MPITANDRINA IRAY Nisy nametraka karan-doha sy vovo-paty


  • Alakamisy 13 Janoary 2022

Nahitana trangan-javatra hafahafa tamina fiangonana FJKM iray teto an-drenivohitra. Nisy nametraka karan-doha sy vovo-paty nifono lamba mantsy teo amin’ny sezan’ny mpitandrina.

 Nandritra ny fanombohana ny fotoam-pivavahana saika notarihan’ity mpitandrina ity no nahitana izany.Niantso ny manam-pahefana haingana avy hatrany ilay mpitandrina taorian’izany hoy ny fanazavany. "Karan-doha sy taolana, vovo-paty, lakile izay nofonosina tamina sainam-pirenena no hita tao hoy ny vaovao. Raha araka ny fantatra moa dia tranga mpahazo ity pastera ity mihitsy ny famosaviana hataon’olona tahaka izao. Avy amin’izany avokoa mantsy no nahafaty ny zanany telo ary mbola hitondrany vesatra ara-tsaina hatramin’izao hoy hatrany ny vaovao.
Nangonin’i Pati
Legende : Tahaka izao ilay seza !
SARY FANEHOANA
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT