Finoana

Hetsiky ny mpitondra fivavahana “Mila mitodika amin’Andriamanitra rehefa mahita fa…”


  • Talata 08 Febroary 2022

Nampahatsiahy ny tenin’ny soratra masina voalaza ao amin’ny bokin’ny Joela 1,17 omaly ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana na HMF.

« Matimaso ao ambanin'ny baingan-tany ny vary nafafy, foana ny sompitra, mirodana ny trano fitehirizam-bary; Fa nalazo ny vary. », hoy io teny io. Ity no antsoin-dry zareo vahiny hoe " Voué à l'échec" na "Efa voaozona tsy hahomby", raha adika amin’ny teny malagasy, hoy ny HMF. Fieritreritra ihany. Mila mitodika amin'Andriamanitra rehefa mahita fa "efa voaozona tsy ahomby" ny olombelona na inona na inona fahefany, sa ahoana, hoy hatrany ny HMF ?
Legende : Ny mpitandrina Roger Randriamisata, avy ao amin’ny HMF (Tahirin-tsary)
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT