Finoana

Eliace Ralaiarimanana “Voaoman’Andriamanitra hanavotra firenena aho”


  • Alatsinainy 07 Martsa 2022

Miarahaba antsika vahoaka Malagasy rehetra ny tenako, tiako ny manambara sy mitondra porofo amintsika anio fa firenena efa nomanin'Andriamanitra hahaleotena ity firenentsika ity fa ny mpitondra no minia mikipy tsy mahalala

 izany no sady tsy manana hazon-damosina nefa hisaorako kosa Andriamanitra satria amin'ny maha zanaka tantsaha ahy dia tsy hisy izao raha tsy nisy azy ireo, hoy ny mpanao politika, Eliace Ralaiarimanana, ny sabotsy teo. Izaho, Eliace Ralaiarimanana, hoy izy, dia efa voahoman'Andriamanitra hitondra ilay fiharian-karena miainga amin'ny tsy misy hanavotra ity firenena ity. Araka izany dia mangataka fizarana amintsika izay lalovan'izao fanehoan-kevitra izao mba raiso ny anjaram-biriky amin'ny fanantenana ny firenena. Homba antsika rehetra anie Andriamanitra manakarem-pahasoavana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT