Finoana

FJKM Imerinkasinina Fanasina Fotoan-dehibe ny alahady 08 mey izao


  • Talata 03 Mey 2022

Fotoan-dehibe ho an’ny mpianakavin’ny Finoana ny any amin’ny FJKM Imerinkasinina Fanasina ny alahady 08 mey ho avy izao.

Fotoana hanasan’ny Fiangonana ny taranaky ny taranaka sy ny zanaka am-pielezana, fotoan-dehibe eo amin'ny fiainan'ny Fiangonana satria amin’io fotoana io ihany koa no hanatanterahana ny voka-dehibe. Hisy fiara iombonana miainga eny Bel'air amin'io alahady io amin'ny 7 ora maraina. Misy sakafo atoandro iraisana any an-tanindrazana, araka ny fanazavana avy amin’ny mpikarakara. Ho ambohipihaonan’ny taranaka sy ny fiangonana manontolo noho izany io alahady io, ka hanentanan’ny FJKM Imerinkasinina Fanasina hatrany ny zanaka am-pielezana sy ny taranaka rehetra hifamotoana any an-toerana.
Toky R
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT