Finoana

Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Mila filoham-pirenena mahafehy praograma isika”


  • Talata 26 Jolay 2022

Mikaikaika amin’ny hamafin’ny fiainana ankehitriny ny rehetra, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana.

Tsy ampy ho an’olona intsony ny vola miditra ao amin’ny tokantrano tsirairay satria noho ny fiakaran’ny vidim-piainana dia henjana ny adin’ny isan-tokantrano amin’izao fotoana izao, hoy izy. Tokony hiady amin’ny fambabon’ny frantsay isika. Tsy misy vahaolana afa-tsy ny famokarana amin’ny tanintsika. Mijaly nefa ny vahoaka mamokatra amin’izao fotoana izao ka tokony any no jerena manokana. Mila filoham-pirenena mahafehy programa isika. Izay no tokony ho jerena amin’ny fifidianana. Filoham-pirenena tsy mivadibadika amin’izay noteneniny. Tsy manilika ny andraikiny amin’ny hafa, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT