- Talata 09 Aogositra 2022
Finoana.Tetikasa Mahay Sekoly FJKM miisa 32 no nahazo fampitaovana
Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Mahay izay iantsorohan’ny Sekoly FJKM izy ity ary tohanan’ny CBM Global, izay sehatra iraisampirenena misahana ny fampiroboroboana ny atao hoe “fanabeazana mampiaty”.
Hamaky ny tohiny
