Finoana

Fiombonan’ny fiangonana zandrina Miisa 7 hatreto no namaly antso ao Ambohimandroso


  • Alakamisy 28 Jolay 2022

Tontosa ny firahalahian’ny fiombonan’ireo fiangonana zandriny na FIFIZA ao Ambohimandroso, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Araka ny fanazavan’ny Pasitera Faliniriana Rakotoarisoa,

pasitera ao amin’ny fiangonana Assemblee de Dieu, izay filohan’ny FIFIZA, dia tanjona ao anatin’izao ny hampiombona hahatonga ny olona iray hanantena fiainana mandrakizay sy famonjen’I Jesoa Kristy. Andrasana aorian’izao ny fitomboan’ireo mpino sy ny fandrosoan’ny fiangonana tsirairay avy any. Tanana somary an’elanelany be I Ambohimandroso ary ny tsikaritra dia betsaka ny karazana fanompoan-tsampy, fidorohana zava-mahadomelina miseho lany eto ka antony hanaovanay ny ezaka rehetra handrava izany rehetra izany, izay asan’ny fahavalo dia ny devoly. Miisa 7 hatreto ireo fiangonana zandriny namaly izao fiombonana izao raha toa ka 15 no efa nantsoina, hoy hatrany ny fanampim-panazavana voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT