Finoana

Eliace Ralaiarimanana “Manana Kristianina tantsaha fanalahidy i Madagasikara”


  • Alarobia 27 Jolay 2022

Ho ampitomboana amintsika anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesoa, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Izaho Eliace Ralaiarimanana, hoy izy, dia manana ny finoako ary tsy miheritreritra valifaty politika ary manentana ny rehetra ho tony fa raha misy ady iniana volena indray dia ho levona eto isika mianakavy. Tsy ho ela dia ho avy ny fifidianana amin’ny 2023 ka aoka samy hiandry mba tsy ho voajonon'ireo mpanao valifaty politika noho ny fitiavan-tenany. Manana mpifaninana Kristianina ny malagasy no sady zanaka tantsaha ilay fanalahidy manokana an'i Madagasikara, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT