Finoana

Fampisehoan’ny Taratry ny mazava Iantsoana ny Malagasy rehetra tsy hanavahana finoana


  • Zoma 04 Novambra 2022

Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara, hoy ny voalazan’ny baiboly ao amin’ny Korintianina 9: 16, hoy ny mpitarika ny antoko mpihira Taratry ny mazava, Ralaiarimanana,

no lohatenin’ny fampisehoana lehibe tontosainay etsy amin’ny Esca Antanimena ny 20 novambra hoavy izao. zava-dehibe io fampisehoana io, hoy izy, satria elaela tsy nihaonantsika teto Antananarivo taorian’ny hahamehana ara-pahasalamana, ny rivodoza, ny fotoan-tsarotra nandalovan’ny firenentsika. Izao isika efa afaka amin’ny Covid sy afaka mifaly indray ka dia vonona hanome ny soa sy ny tsara rehetra ny Taratry ny mazava. Amin’io ihany koa no amoahana ny rakikira faha 6, izay ahitana hira miisa 10. Ny malagasy rehetra no antsoina fa tsy hanavahana antokom-pinoana. Hiavaka noho izay efa hita rehetra ny fampisehoana amin’ity na eo amin’ny lafiny sehatra na hazavana ary haharitra ora 3 sasany eo ny fampisehoana amin’io tolakandro nefa miankina amin’ny ambiansy ao ihany moa, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT