• Alarobia 28 Desambra 2022
Finoana.Aumonerie Samaritana tsara fanahy Manao antsoavo hifamonjen’ny mpiray tanindrazana

Tonga nanatitra filana andavan’andro sy tohana ara-tsakafo anatin’izao andro fety izao ho an’ireo vehivavy voafonja miisa 580 ao amin’ny fonjan’Antanimora toy ny vary 1 taonina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2022
Finoana.Tranga tsy fahita firy tao Sambava Nandoavan’ilay lehilahy teny amin’ny alitara

Ny tolakandron’ny krismasy 25 desambra teo no nisehoan’ity tranga tsy dia fahita firy ity tao Sambava raha ny fitantarana avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2022
Finoana.Hafatra fankaherezan’ny Filohan’ny FJKM “Mifalia amin’ny krismasy fa aza resin’ny Krizy mafy”

Nitondra fiarahabana sy firarian-tsoa ho an’ny rehetra, indrindra fa ny mpino FJKM ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi Filohan’ny FJKM noho ny fahatrarana ny andron’ny krismasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Vao mainka hihamafy ny fiainana amin’ny 2023 »

Tsy misy izay tsy mikaikaika ny amin’ny hasarotan’ny fiainana ny isan-tokantrano. Na ny mpanambola aza mitaraina ho sahirana vokatry ny fiakaran’ny vidim-piainana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Tsy fotoana tokony hanaovana adalana ny fety »

Afaka andro vitsivitsy maromaro sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Finoana.Faha 100 taonan’ny Antilin’i Madagasikara Miantso ny firaisan’ny skotisma ny AIM

Ny 22 martsa 1923 no niorina teto Madagasikara ny AIM na Antilin’i Madagasikara izay skoto Katolika ka mbola “scout de France”

Hamaky ny tohiny
FTT