• Alatsinainy 09 Janoary 2023
Finoana.Fiangonana Jesosy Mamonjy Miverina manao asa sosialy, efa milamina

Mafana dia mafana ny resa-politika eto amintsika ankehitriny. Na izany aza nanambara pastera Raymond Randrianatoandro,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Hiteraka fahantrana ho antsika ny famotehana ny tantsaha”

Tena anaty fotoam-pambolena isika, raha ny mikasika ny tantsaha no ambara, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana, nefa hita ho tena miady irery koa izao ny tantsaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Finoana.Fahalasanan’ny Papa Benoit XVI Miombon’alahelo amin’ny Katolika ny Apokalipsy

Miombon’alahelo tanteraka amin’ireo fianakaviamben’ny Eglizy Katolika ny fiangonana Apokalipsy maneran-tany tarihin’ny pastera Mailhol Andre Christian Dieudonné amin’izao fahalasanan’i Papa Benoit XVI izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Finoana.« PRIX JEUNES ESPOIRS » Vonona ny hiaro ny voninahitr’ i Madagasikara izy 4 mianadahy

Vonona ny hiaro ny voninahitr’i Madagasikara hatramin’ny farany izy 4 mianadahy nandrombaka ny amboara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Finoana.S.A.MI.A Ambodihady Hankalaza ny "Noelin'ilay fanjakana"

Mitohy hatrany ny fankalazana ny Krismasy 2022 ao amin'ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2022
Finoana.Rajaonary Gilbert « Tsy sitrapon’Andriamanitra ny fisian’ireo Fiangonana maro be… »

Ny fampianarana rehetra tsy ara-Baiboly dia tsy maintsy atsahatra. Ny fampianaran-diso (Fampianarana misy kilema) izay efa voafafy sy efa mandrobona ihany koa dia tsy mantsy hongotana fa tsy nambolen’ny Ray tao amin’ny sahany izany.

Hamaky ny tohiny
FTT