Finoana

S.A.MI.A Ambodihady Hankalaza ny "Noelin'ilay fanjakana"


  • Zoma 30 Desambra 2022

Mitohy hatrany ny fankalazana ny Krismasy 2022 ao amin'ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina.

Mbola hanatanteraka izany ny rantsana S.A.MI.A Sekoly Alahady MIhira Ambodihady anio hariva ao anatin'ny "Noelin'ilay fanjakana". Marihina fa efa 34 taona niorenana ny S.A.MI.A ary mikasa ny hanamarika ny faha-35 taona nitsingerenany tsy ho ela.
Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT