• Alakamisy 19 Janoary 2023
Finoana.Nonce Apostolique Mgr Tomasz Grysa no hiasa eto Madagasikara

Nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa eto Madagasikara tamin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny Nonce Apostolique, Son Excellence Mgr Tomasz Grysa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2023
Finoana.Pastera Heritiana – Vahao ny Oloko « Ilaina ny toriteny mahitsy ho amin’ny fahamarinana »

Anisan’ny resabe mbola mitana ny sain’ny maro hatreto ny fisian’ilay toriteny teny amin’ny Coliseum Antsonjombe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2023
Finoana.Mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo “Mahitsy, mazava , mifanaraka amin’ny zavamisy iny toriteny iny”

Misaotra ny filoha mpanampin’ny FJKM tamin’ny toriteny nataony teny Antsonjombe, izay biblika, mahitsy sy mazava, mifanaraka amin’ny zava-misy ankehitriny ary manaraka tsara ny drafitry ny toriteny fanaon’ny fiangonana “réformée”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
Finoana.Mahery vaika ny hafatry ny FJKM « Fampandrosoana ny toekarena fa tsy basy no hahatafavoaka »

Fotoan-dehibe nitondrana am-bavaka ny taom-piasana ho an’ny taona 2023 sy Filohan’ny FJKM Mpitandrina Irako Andriamahasoa Ammi mianakavy ny andron’ny omaly 15 janoary 2023 tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
Finoana.Fiangonana FJKM Nalaza tampoka ny Pastera Zaka

Tena nahitsy, tsy nivilivily ary nazava tsara ny hafatra tao anatin’ny toritenin’ny Mpitandrina Andriamampianina Zaka Hary Masy, Filoha mpanampy-Foibe FJKM omaly teny Antsonjombe. Mpaminany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2023
Finoana.Fiangonana FJKM Hivavaka ho an’ny firenena etsy amin’ny Coliseum

Toy ny fanao isan-taona dia ny alahady 15 janoary izao indray no hifampitaona etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fianakaviamben’ny fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM.

Hamaky ny tohiny
FTT