Finoana

Fiangonana FJKM Hivavaka ho an’ny firenena etsy amin’ny Coliseum


  • Alakamisy 12 Janoary 2023

Toy ny fanao isan-taona dia ny alahady 15 janoary izao indray no hifampitaona etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fianakaviamben’ny fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM.

Ankoatran’ny fiarahabana noho ny fahatrarana ny taom-baovao sy fitondrana am-bavaka ny filohan’ity fiangonana ity, ny mpitandrina Dr Andriamahazosoa Irako Ammi, sy ny ankohonany dia fotoana ihany koa io hitondrana am-bavaka ny fiainam-pirenena amin’ity taona 2023 ity. Hanomboka amin’ny 7 ora maraina moa ny fotoana, raha ny fampitam-baovao voaray. Efa misy ihany koa ny fandaminana mikasika izany ka dia manentana ny vahoaka malagasy fa tsy voatery ho ny mpino FJKM ihany ho tonga maro eny an-toerana, noho izany, ireo tomponandraikitra mba ho voninahitr’Andriamanitra, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT