• Alarobia 01 Martsa 2023
Finoana.Mpandala fomban-drazana sy mpino “Musulmans” “Hotetezinay ny sehatra rehetra hihavana”

Nampiray feo tetsy amin’ny kianja maitson’Analamahitsy ny faran’ny herinandro teo ireo mpandala fomban-drazana sy mpino Miozolimanina fa ilaina ny fanarenan-kasina ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2023
Finoana.Pasitera Heritiana “Tsy fahotana ny fananganan-tsaina sy mihira hiram-pirenena”

Resabe tsy mety vita ilay disadisa misy eo amin’ny fiangonana zandriny iray any Alakamisy Itenina Fianarantsoa sy ny sekolim-panjakana Ceg sy lisea any an-toerana mikasika ny fanoheran’ireo zanaky ny mpino mianatra ao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Finoana.FLM Betafo Namarana ny jobily faha 155 taona

Feno hipoka ny FLM Betafo raha namarana ny fankalazana ny jobily faha 155 taona. Tonga nanotrona ny filohan'ny Sinodam-paritany Avaratrimania, ny Pastora Ratolojanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Laharam-pahamehana ny fifidianana filoham-pokontany”

Mankahery ny Malagasy, indrindra, ireo faritra nolalovan’ny rivodoza, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2023
Finoana.Komitin’ny fianakaviana eo anivon’ny FJKM Mampianatra ny mpifankatia, ny mpivady tena hahay hifankatia

Betsaka ireo olona manana olana ara-pitiavana amin’izao. Tsy vitsy noho izany ireo mahavita mamono tena sy mamoy fo mihitsy antony hijoroan’ny fiangonana Fjkm amin’ny alalan’ny komitin’ny fianakaviana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2023
Finoana.Pasitera Heritiana Mila mibebaka ny Malagasy

Tena mila mibebaka ny Malagasy hoy Pasitera Heritiana omaly rehefa nandinika ny mikasika ny voina lalovan’ny firenena ankehitriny ny tenany.

Hamaky ny tohiny
FTT