- Talata 11 Aprily 2023
Finoana.Jesosy Mamonjy Tsarahonenana Naneho ny alahelony ireo mpino
Naneho ny alahelony ny mpino ao amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Tsarahonenana, izay nilaza fa iharan'ny tsindrihazolena,
Hamaky ny tohinyNaneho ny alahelony ny mpino ao amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Tsarahonenana, izay nilaza fa iharan'ny tsindrihazolena,
Hamaky ny tohinyHankalaza amin’ny fomba miavaka ny fetin’ny Paska ny antokom-pihira Orimbato FJKM Tranovato Ambatonakanga.
Hamaky ny tohinyRenim-pianakaviana tsy zoviana amintsika intsony Sylvia Ranaivojaona amin’ny fanampiana sy fanohanana ny mpiara-belona na ara-nofo izany na ara-panahy.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny sakoroka niseho ny sabotsy 25 martsa sy ny alahady heriny lasa teo teny amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy etsy Tsarahonenana,
Hamaky ny tohinyVavaka iraisam-pinoana notanterahina teny amin’ny 𝗙𝗝𝗞𝗠 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗙𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 omaly Alarobia no nentina nanamarihana ny tsingerin-taonan’ny tolom-panafahana tamin’ny taona 1947.
Hamaky ny tohinymandrakariva ny teny soa mahafaly amin’ny malahelo amin’ny alalan’ny fampiasana ny talenta notovanana
Hamaky ny tohiny