- Alatsinainy 19 Aprily 2010
Finoana.Tongavelo Athanase “Fiangonana iza no hanohitra ny fananganana ny tranon’ny mpianatra?”
Napetraka nandritra ny lanonana ny zoma teo tamin’ny fametrahana ny filohan’ny oniversite Toamasina sy ny sojabe mirahalahy amin’ny sampam-pianarana roa misy ao Barikadimy, ny vato fehizoron’ny trano fatorian’ny mpianatra any an-toerana.
Hamaky ny tohiny
