- Alatsinainy 15 Martsa 2010
Finoana.Randriamisata Roger, Mpitandrina Indroa nisy nanafika ny alin’ny sabotsy teo
Nisy andian’olona nanafika ny tokantranon-dRandriamisata Roger, mpitandrina, ao amin’ny FJKM Ambohimamory.
Hamaky ny tohinyNisy andian’olona nanafika ny tokantranon-dRandriamisata Roger, mpitandrina, ao amin’ny FJKM Ambohimamory.
Hamaky ny tohinyNa dia teo aza ireo resabe sy fandrahonana tamin’ny endriny samy hafa ary ny fanilikilihana dia fahombiazana no ilazana ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF) ny sabotsy 13 martsa lasa teo. Hipoka olona ny kianjaben’Antsonjombe.
Hamaky ny tohinyNampakarin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF) eny anivon’ny Filankevi-panjakana ny valin-kafatry ny prefen’Antananarivo momba ny tsy fahazoan’ny HMF hanao fotoam-bavaka eny an-kalamanjana manomboka izao.
Hamaky ny tohiny« (…) Heveriko fa raha tsy mety intsony ny mivavaka any am-piangonana dia tsara amin’izy ireny no hakatona, ka ifanarahantsika indray fa dia eny an-kalamanjana no hanaovana ny fanompoam-pivavahana rehetra (…) ».
Hamaky ny tohiny«Marary ny firenena, ka mila fanasitranana», hoy ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF). Ny anton’izany dia mihavitsy ny ‘olo-marina’, araka ny fanazavana.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny andron’ny vehivavy koa ireo mpivarotra etsy amin’ny Avance Center Behoririka omaly.
Hamaky ny tohiny