Finoana

Pastera Edouard “Manana vahoaka ny Ankolafy Telo”


  • Alakamisy 21 Oktobra 2010


Niakatra kianja tao amin’ny Magro Behoririka ny Pastera Edouard omaly. Tamin’ny feo avo sy nivantana no nilazany fa «noporofoin’ny Ankolafy Telo fa manana vahoaka izy ary noporofoin’ny vahoaka ihany koa fa tsy mankasitraka ny hevitry ny FAT mandeha ila izy». Tsy nijanona teo ny teniny fa nitatra tamin’ny fanamarihana ka nilazany fa «ny mampalahelo dia rehefa ny FAT no mamoaka hevitra dia lazaina fa politika tsara, fa rehefa ny Ankolafy Telo kosa dia lazaina fa manakorontana hatrany ny heviny». Koa «tsy maintsy asiana barazy izay lalana rehetra tsy ara-dalàna”, hoy izy namarana ny kabariny. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT