- Alatsinainy 20 Desambra 2010
Finoana.FJKM Foibe Nitondra am-bavaka ny Firenena
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nitondra fanamarihana mikasika ireo vaovao nivoaka an-gazety sy tamin’ny haino aman-jery momba ny mety hiverenan’ny FFKM amin’ny fanelanelanana eo amin’ireo ankolafy politika maro samihafa ny mompera Rakotondrasoa Jean Timothé avy amin’ny FFKM sampana Antananarivo ka nilaza fa tsy marina sy tsy mitombina velively izany.
Hamaky ny tohinyNy Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) no handimby toerana ny Eklesia Episkopaly Malagasy (EEM) na Anglikana amin’ny fitantanana ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) mandritra ny taom-piasana 2011.
Hamaky ny tohinyNa ny eto an-toerana na ny sehatra iraisam-pirenena dia samy miaiky ny habibiana ataon’ny hery famoretana ampiasain’ny mpitondra mahefa ankehitriny.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Telo volana teo ho eo izao no tsy dia nandrenesana ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana, tsy nahitana ireo raiamandreny ara-pivavahana teny an-kalamanjana.
Hamaky ny tohiny