- Alarobia 08 Jona 2011
Finoana.FFKM Miantso fibebahana, fifamelana ary fampihavanana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy azo ihodivirana ny fampihavanam-pirenena, araka ny hevitry ny Hery Politika Mitambatra (HPM), elatra nisintaka tamin’ny Profesora Zafy Albert.
Hamaky ny tohiny“Vavaka sy fiderana”, no lohahevitr’ilay hetsika izay hotontosain’ny pastera Jocelyn Ranjarison, filoha mpanorina ny fiangonana Les Messagers Radio Evangelique eny amin’ny kianjan’Alarobia ny Alakamisy 02 jona ho avy io manomboka amin’ny 08 ora maraina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tao anatin’ny hafaliana sy ny haravoana tanteraka no nandraisan’ireo mpino Advantista mitandrina ny andro faha-7, Faritany Antananarivo sy Toamasina teo aloha mivondrona ao amin’ny Federasionan’ny Fiangonana Advantista Madagasikara Afovoany ny fandalovan’ny Filohan’ny Fiangonana Advantista maneran-tany, Pastora Ted N. Wilson nitsidika sy nampahery am-bavaka azy ireo ny sabotsy 07 mey teo.
Hamaky ny tohinyTranga ahiana hipoaka amin’izao faran’ny herinandro izao ny disadisa misy eo anivon’ny Fiangonana loterana Synodam-paritanin’i Faradofay.
Hamaky ny tohiny