- Talata 21 Febroary 2012
Finoana.Fanendrena Kardinaly Voadingana i Madagasikara
Kardinaly vaovao miisa 22 avy amina firenena maro no notendren’ny Papa Ray Masina Benoît XVI ny alahady 19 febroary lasa teo tany Vatican – Rome, saingy tsy anisan’ny mba nahazo tamin’izany i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
