• Alakamisy 23 Aogositra 2012
Finoana.Zanak’I Dada : Solontenan’i Madagasikara no nifidy tany Manakara

Ny momba ireo miaramila, ny fahalanian’ny mpitandrina Rasendrahasina sy Marc Ravalomanana hitantana ny Fjkm ato anatin’ny efa-taona ho avy no anisan’ny nisongadina tamin’ny lahatenin’ireo nikabary teny amin’ny kianjan’ny finoana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aogositra 2012
Finoana.Fifidianana ho Filohan’ny FJKM Malalaka ny lalan-dRasendrahasina

Hifarana amin’ity anio ity ny synoda lehibe faha-17 an’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) izay tanterahina any Manakara hatramin’ny 15 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2012
Finoana.FJKM - Synoda Lehibe Iza no ho filoha vaovao ?

Hotanterahana any Manakara, renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany ny alarobia 15 ka hatramin’ny 22 aogositra izao ny synoda lehibe faha-XVII an’ny Fjkm.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jona 2012
Finoana.Sahy maty

Nanaitra sady nahalasa fisainana ihany ilay fanafihana ny tranon’ny lehiben’ny Service Anti Gang na SAG teny Androhibe ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2012
Finoana.Toby Fiadanana–Mandoto Ny fifamelana no baikon’Andriamanitra

Tsy misy afa-tsy ny fifamelana no antoka lehibe indrindra hivoahan’ny firenena amin’izao fahasahiranana mitranga izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2012
Finoana.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Mitaky ny hanokafana ny Radio Fahazavana

“Anterinay ny fitakianay ny hanokafana ny Radio Fahazavana, izay Radion’ny Fiangonana. Ny tsy famelana io hiteny dia fanapenam-bava an’Andriamanitra”.

Hamaky ny tohiny
FTT