Finoana

FFKM Foibe Miantso ny Malagasy hibebaka sy hifamela heloka


  • Alakamisy 23 Jona 2011


 Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny faha-51 taona nahazoana ny fahaleovantenam-pirenena izao dia fantatra fa hisy fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana ho fangataham-pitahiana ho an’ny firenena hatao amin’ny FLM Ambatovinaky ny marainan’ny sabotsy 25 jona izao. Ny Filoham-piangonana efatra mirahalahy ao amin'ny FFKM sy ny Birao Foibe no manasa ny vahoaka kristiana rehetra tsy an-kanavaka ho tonga amin'io fanompoam-pivavahana io. Izany dia ho fitondrana amim-bavaka ny firenena no sady ho fitarihana ny kristiana sy ny vahoaka malagasy ho amin' ny fibebahana sy ny fifamelan-keloka ary ny fampihavana, izay tohin' ny hafatra pentekosta 2011 lasa teo.

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT