• Alatsinainy 24 Septambra 2012
Finoana.FLM - SPAnta Mihantona ny famindrana pastora 23

Ny synoda lehibe nataon’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) tany Toliara no namerina azy 5 mirahalahy hitondra indray ny FLM ato anatin’ny efa-taona ho avy. Fe-potoam-piasana fahatelo ho azy ireo no manomboka eto, izay tarihin’ny pastora Rakoto Endor Modeste. Nisy ny resaka nifanaovana tamin’ny mpandraharaha eo anivon’ity fiangonana ity, nisolo tena ny filohan’ny FLM, Atoa Rakotoniaina René.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2012
Finoana.FLM sy ny politika Mba resaka tiana hatavy

Raha efa saika tafiditra ny resa-politika ny fiangonana Loterana Malagasy faramparany teo dia resy ihany izany noho ny fijoroan’ny fiangonana tamin’ny heviny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Finoana.Andron’ny tanora katolika Vonona tanteraka Antsiranana

«Mbola tsara anôro» ! Io no sorabaventy mitsena ireo tanora katolika marobe avy amin’ny lafivalon’ny Nosy rehefa hiditra an’Antsiranana izy ireo hiatrika ny Andron’ny tanora katolika na JMJ Mada 7.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2012
Finoana.JMJ 2012 Manampy amin’ny fampiantranoana ny mpizaika ny cristalline

Renivohitry ny finoana katolika mandritra ny herinandro ny tanànan’Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Finoana.Pastora Rakoto Endor Modeste Lasibatra koa

Asa na dia inona loatra fa dia toy ny fiainan’izao tontolo izao ihany no mitady hanjaka eo anivon’ny fiainam-piangonana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2012
Finoana.FJKM 95% no nandany an-dRavalomanana Marc

Mbola ny mpitandrina Lala Haja Rasendrahasina ihany no voafidy ho filohan'ny birao foiben'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny Fjkm ato anatin’ny 4 taona ho avy.

Hamaky ny tohiny
FTT