• Talata 19 Aogositra 2014
Finoana.Fiangonana FJTSA7 Nakatona ny trano tao Fianarantsoa

Ny tantara dia mbola mitohy ho an’ny pasitera Benjamina. Taorian’ny teto Antananarivo dia hiakatra fitsarana any Fianarantsoa indray ny tenany amin’ny herinandro ho avy io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Finoana.Pasitera Benjamina Sazy mihantona telo volana no azony.

Aleloia!!!, Hosana!!! Amen!!!... Io no teny re teny amin’ny fitsarana. Nivoaka teny Anosy omaly alatsinainy tokoa mantsy ny valim-pitsarana mahakasika an’i Pasitera Benjamina. Telo volana sazy mihantona no azony .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aogositra 2014
Finoana.RAHARAHA PASITERA BENJAMINA Hivoaka anio ny didim-pitsarana

Nifoha tamin’ny fahanginany ry zareo avy eo anivon’ny fiangonana FJTSA7 ( Fiangonan’i Jehovah Tompon’ny Sabata Andro faha-7 ) izay fantatry ny maro amin’ny fiantsoana azy teo aloha hoe FM FOI. Voapanga ho nampiasa taratasy sandoka amin’ny toeram-piangonana tany Fianarantsoa, no sady nanao fanalam-baraka i pasitera Benjamina izay mpitarika azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jolay 2014
Finoana.Mpitendry zava-maneno ao amin’ny FJKM tranovato Ambatonakanga Hanome aina ny mozika klasika

Hanatanteraka fampisehoana etsy amin’ny fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga ireo mpitendry zava-maneno eo amin’ity fiangonana ity ny Alahady 27 Jolay ho avy izao manomboka amin’ny 3 ora sy sasany folakandro

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Finoana.Fanopoabe 2014 Fitahirizana sy fanohizana ny fomban-drazana Sakalava

Miaina ny Fanopoabe ny ao Mahajanga nanomboka ny alatsinainy 14 jolay teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Finoana.Mpino silamo Mosquée 67 ha Notoloran’ny Vondrona Antanimena sakafo ao anatin’ny fifadian-kanina

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fifadian-kanina isika amin’izao na ny ramadany ho an’ireo mpino Silamo.....

Hamaky ny tohiny
FTT