- Talata 14 Oktobra 2014
Finoana.Fiangonana FJKM Manameloka ny fisamborana an’Atoa Ravalomanana
Manoloana ny fisamborana natao an’Atoa Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany sady filoha lefitra eo anivon’ny Fiangonana FJKM dia nilaza ireo mpikambana ao amin’ny birao foibe fa manameloka amin’ny endriny rehetra ny zava-niseho sy natao tamin’ny filoha Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny