Finoana

Fokontany Ankorondrano Andrefana Nitohy ny hetsika fizarana Baiboly nataon’ny TAMIA


  • Alatsinainy 01 Septambra 2014

Mbola naverin’Atoa Randriamahefa Benjamina filohan’ny fikambanana TAMIA tamin’ireo tanora marobe nameno ny tranompokonolon’ny fokontanin’Ankorondrano Andrefana tamin’ny sabotsy teo,

Nosy.

tao anatin’ny hetsika fizarana baiboly nataon’izy ireo avy amin’ny alalan’ny fifaninanana “Question pour un champion” evanjelika nampanaoviny, fa ankoatra ny asa sosialy fitsinjovana ny vahoaka sahirana fanaon’ity fikambanana ity, araka ilay teny filamatra hoe : “manome maimaimpoana rehefa nahazo maimaimpoana avy amin’Andriamanitra” dia manana adidy koa ny TAMIA amin’ny fanabeazana ny olona hitodika amin’Andriamanitra fa efa mivaona be ihany izao fiainana izao ka zary manjaka ny fahalovana isan-karazany. Ny fifankatiavana sy fifandraisana am-po no tena  takian’Andriamanitra amin’ny zanany, hoy Atoa Benjamina. Halaviro ny fitiavan-tena fa loza mitatao ho an’ny firenena. Nomarihany fa tsy hetsika vaovao ho an’ny Tamia tsy akory ity fizarana Baiboly maimaimpoana ity fa efa nentiny tany amin’ny Faritra maro teto amin’ny

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT