- Talata 08 Jolay 2014
Finoana.Eglizy Rhema eto Madagasikara Miantso ny Malagasy hiala amin’ny ratsy fanao
Nandritra ny fihaonambem-paritry ny Eglizy Rhema notanterahina tao Ambositra ny alahady 06 jolay lasa teo, no nanazavan’ny Apotre Randriarimandimby Michel, filohan’ny Eglizy Rhema eto Madagasikara fa mila manatona ny fahazavana (Kristy) ny vahoaka Malagasy..........
Hamaky ny tohiny