Finoana

Groupe Chrétien En Marche Midera amin’ny gadona rehetra


  • Alarobia 03 Septambra 2014

Groupe Chrétien En Marche Midera amin’ny gadona rehetra

Ny fizarana ilay aim-panahy anatin’ireo taokanto izay taratra anatin’ny firindran’ny feo, ny hafatra mafonja raiketin’ny tononkira sy ny fanentanana an-tsehatra mifameno tanteraka amin’ny hira atao. Io no antom-pisian’ny tarika, hoy i Zo, mpamorona sady mpihira ary mpandrindra ankapoben’ny tarika. An-dalana ho amin’ny fiatrehana ny kapila mangirana voalohany ankehitriny ity tarika mitaiza fanahy amin’ny kanto an-kira ity. Savaranonando ho amin’izany ny fanakorisana ilay vazo “Tsy ho ketraka” efa tazana sy heno any amin’ireo haino aman-jery. “Tsy ho ketraka”, noravahana feon-gitara “folksong”mahadona tanteraka ny fo amam-panahy hiantoraka an-tratran’ilay Nahary.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT