• Alakamisy 04 Septambra 2014
Finoana.Behenjy Handray ny « Croisade » lehiben’ny fiangonana FCI Mandroseza

Ho tohin’ny fitoriana filazantsara nataony tany Toliara sy Ambatondrazaka ary tany Toamasina tamin’ny volana aogositra farany teo dia hitodi-doha etsy Behenjy Lalam-pirenena faha-7 ny Pasitera Johanes Lalaina Andriamisolo avy amin’ny fiangonana FCI Mandroseza ny sabotsy faha-13 septambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Finoana.Groupe Chrétien En Marche Midera amin’ny gadona rehetra

Groupe Chrétien En Marche Midera amin’ny gadona rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Finoana.Pasitera Benjamina Nifamela heloka tamin’ireo niady taminy

Araka ny vaovao azo tamin’Atoa Razafimanantsoa Vincent de Paul izay olona tsy miandany na amin’iza na amin’iza fa niezaka nanelanelana ny raharaha nifanolanan’ny Pasitera Benjamina sy ireo mpino niala tao aminy, dia fantatra fa nifamitram-pihavanana ny roa tonta ary dia efa eo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Finoana.Amboaran-kiran’ny Fjkm Vinany Tempoly Malala Mankalaza ny faha 50 taona niorenany

Antsan-kira miavaka niampy famoahana ny DVD misy ny raki-tsarin’ireo hira fitoriana no nanamarihan’ny amboaran-kira ao amin’ny Fjkm Vinany Tempoly Malala ny ivon’ny jobily faha-50 niorenany omaly alahady 31 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Finoana.Fokontany Ankorondrano Andrefana Nitohy ny hetsika fizarana Baiboly nataon’ny TAMIA

Mbola naverin’Atoa Randriamahefa Benjamina filohan’ny fikambanana TAMIA tamin’ireo tanora marobe nameno ny tranompokonolon’ny fokontanin’Ankorondrano Andrefana tamin’ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Finoana.JMJ DIOSEZY AMBOSITRA Tanora katolika 2 000 no miatrika izany ao Fandriana

Nanomboka omaly alarobia 27 aogositra tao Fandriana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora (JMJ) eo anivon’ny diosezin’Ambositra. Teny fanevan’ity JMJ Diosezy Ambositra andiany faharoa ity ny “Andao handeha am-pitiavana tahaka an’i Kristy ka mandehana ataovy tonga mpianatro ny firenena rehetra”

Hamaky ny tohiny
FTT