Finoana

Behenjy Handray ny « Croisade » lehiben’ny fiangonana FCI Mandroseza


  • Alakamisy 04 Septambra 2014

Ho tohin’ny fitoriana filazantsara nataony tany Toliara sy Ambatondrazaka ary tany Toamasina tamin’ny volana aogositra farany teo dia hitodi-doha etsy Behenjy Lalam-pirenena faha-7 ny Pasitera Johanes Lalaina Andriamisolo avy amin’ny fiangonana FCI Mandroseza ny sabotsy faha-13 septambra ho avy izao

. Tsy seminera tsotra fotsiny kosa anefa no atao amin’ity indray maka ity fa « Croisade » lehibe hanatanterahana fiderana sy vavaka ary fanasitranana miaraka amin’ny fiaraha-misakafo goavambe ihany koa ka hanasana ny mpino rehetra tsy ankanavaka manerana ny lafivalon’ny Nosy ary ny mpino avy any ivelan’i Madagasikara  efa nahazo sitraka tamin’ny vavaka nataon’ity pasiteran’ny FCI ity. Efa nilaza sy naneho ny fahavononany handray ny hetsika i Pasitera Rabevazaha Ivo sy ny mpino kristianina tarihany any Behenjy tamin’ny fotoana nandalovany teto Iarivo tamin’ny alatsinainy teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT