Finoana

Faha-120 taonan’ny Fifohazana eto Madagasikara Hafindra eny Besarety ilay rindran-kira ara-pilazantsara


  • Zoma 05 Septambra 2014

Ao anatin’ny fandaharam-potoana nomanin’ny Komity mpanomana ny fankalazana ny faha-120 taonan’ny Fifohazana eto Madagasikara ny rindrankira ara-pilazantsara handraisan’ireo antoko mpihira sy ireo zanaky ny Fiangonana Protestanta eto an-drenivohitra tahaka an-dry Laurent Rakotomamonjy, Ny Afaka, Orima, Trompetra Fanantenana 67 ha, Tanora Masina Itaosy, Maintsimolaly 67 ha, VLM 67 ha, Ny Mpidera …

eta content="text/html; charset=utf-8" http-equiv="Content-Type" /> eta content="Word.Document" name="ProgId" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Generator" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Originator" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_filelist.xml" rel="File-List" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_themedata.thmx" rel="themeData" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_colorschememapping.xml" rel="colorSchemeMapping" />tyle type="text/css"> Saika hotanterahina tetsy Antsahamanitra saingy noho ny  antony maro tsy azo hanoharana, dia hafindra eny amin’ny Fiangonana METM Ziona Firaisana Ambodimanga Besarety amin’ny daty tsy miova, ny sabotsy 6 septambra 2014 manomboka amin’ny 2 ora tolakandro.  Tsy misy na inona na inona miova afa tsy io toerana voalaza io ihany, hoy ity Komity ity ka ao anatin’izany ny tsy fisian’ny vidim-pidirana fa hitatazana rakitra sy valopy kosa. Tsy fivarotana talenta sy fanomezam-pahasoavana no tanjona amin’ity hetsika ity, hoy ny fanazavana azo, fa tena resaka aim-panahy hanaingana ny rehetra ho tonga any Soatanana hamonjy ny isan-taona hankalazana ny faha-120 taona niorenan’ ny Fifohazana ihany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT